Dikan'ny teny : atopy

Hampiditra dikany vaovao
1 (topy) mt. at. (atopazo): Atodika (maso): Atopazo miankandrefana ny masonao fa saha mahafinaritra no ho hitanao. 1 Alefa hiantoraka, atsipy: Lefona no natopiny teny amin'ny fahavalo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel