Dikan'ny teny : atrana

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza fahavitana fiomanana hanatrika ady, na fanondroana basy ho mari-pivononana. - t.i.f.: Aatrana / manatrana, fanatrana, mpanatrana / anatranana, fanatranana / miatrana, fiatrana, mpiatrana / iatranana, fiatranana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel