Dikan'ny teny : atranatrana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tapa-kazo maromaro velesina rehefa apetraka eo ambony ranio; any amin'ny Bara no mbola mampiasa azy io, ary zavamaneno natokana ho an'ny vehivavy ny atranatrana. (A-raka ny lovantsofina, dia miatranatrana exit izay vehivavy voatendry hampiasa azy io mandritra ny lanonana).+ Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel