Dikan'ny teny : atrehina

Hampiditra dikany vaovao
1 (atrika) mt. ih. (atreho): Jerena eo anoloana: Natrehin'ny Iehiben'ny fampianarana ny f'izaran-doka tao amin'ny sekolinay. •Hita maso: Natrehinao ve ny nikapohany ny zandrinao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel