Dikan'ny teny : atrika

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza fipetrahana eo anoloana. i Atrehina / manatrika, fanatrika, mpanatrika / anatrehana, fanatrehana / mahatrika, a F.-p.: Jery atrika: baikomiaramlla ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel