Dikan'ny teny : atsangana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsangana) mt. at, (atsangano): Arenina amin' ny haavony, tsy avala han-dry: Atsangano io bari7ra io. 1 Aseho ka apetaka eny amin'ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena 1 Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel