Dikan'ny teny : atsetaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsetaka) mt. at. (atsetaho): Enti-milaza zavatra apetaka mifanerana tsara; atsatoka: Atsetaho tsara amin'ny vilany ny sarony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel