Dikan'ny teny : atsetra

Hampiditra dikany vaovao
1 ,Atsetsetra (tsetra) mt. fit. (atsero, atsetsero): Entina mitsetra, mampiseho fangorahana; entina mangomka: Atsero ny mahantra ny fonao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel