Dikan'ny teny : atsidika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsidika) mt. at. (atsidiho): Aseho kely any ivelany: Aza atsidika eo ambaravarankelin'ny fiaran-dalamby ny lohanao rehefa mandeha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel