Dikan'ny teny : atsilo

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiio) mt, fit. (atsilôvy): Entina mitsilo, manazava: Ilay jiro fanao am-paosy vaovao atsilo ny vahiny, Ahitsio
2 (tsilo) mt. ft. (atsiloy): Entina mametaka, mampiraikitra toy ny amin'ny tsilo: Mividiana paingotra hatsilonao ireo sary Iseo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel