Dikan'ny teny : atsinanana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny lafin'ny tany iposahan'ny masoandro, mifanohitra amin'ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. - t.i.f.: Atskrananina / manatsinanana, fanatsinanana, mpanatsinanana / anatsinananana, fanatsinananana ) miantsinanana, fiantsinanana, mpiantsinanana ) iantsinananana, fiantsinananana ( tatsinanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel