Dikan'ny teny : atsingatotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsingatotra) mt. at. (atsingatory): Apotraka ka miainga ny ilany vao mianjera; alavo ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony: Aza atsingatotrao ny seza sao tapaka, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel