Dikan'ny teny : atsipalotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsipalotra) mt, at. (atsipalàry): (maso) Asaina mijery vetivety, miserana: Natsipalotro teny aminy ny masoko ka menatra tara-mena izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel