Dikan'ny teny : atsipy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsipy) mt. at. (atsipazo): Atoraka, alefa: Atsipazo iny baolina iny hotantazako. * Ohab.- Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby; atsipy ny teny any am-pon'ny manam-panahy: Enti-milaza fa ny olon-kendry dia mora mahazo ny teny atao aminy, na fananarana izany na torohevitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel