Dikan'ny teny : atsivalana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsivalana) mt. at (atsivalàno): Atao mitsivalana, izany hoe: tsy atsangana manaraka ny lavany fa ampandrina manaraka ny sakany: Atsivalàno ny dabilio fa malalaka ny efitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel