Dikan'ny teny : atsofoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsofoka) mt. at. (atsofdhy): Ampidirina: Atsofohy ao anatin'ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very. ~ Alentika: Atsofohy ao amin'ny lohanao hoe ity satroka it? hojerena raha sahaza anao. ~ Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel