Dikan'ny teny : atsopitsopy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsopitsopy) mt, at. (atsopitsopio): (hazavana) Atao malefaka, mitsilopilopy: Atsopitsopio kely ny jiro fa marary ny masoko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel