Dikan'ny teny : atsy

Hampiditra dikany vaovao
1 p• mt.: Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa takona: Nisy feo nivoaka avy atsy anaty lobolobo atsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel