Dikan'ny teny : aty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny lehibe indrindra amin'ny glandy ao amin'ny tenan'ny olombelona, ao aamin'ny kibo, amin'ny hava-nana, miteraka ny antsoina hoe ranon'afero izay ilaina amin'ny fanovana ny sakafo ho mahavelona. • F,-p,: Tsinay homana aty: enti-milaza olona mamely ny havana akaiky, ny iray tam-po, ny ankohonana irai-sana. J Atin-kena: ny atin'ny omby, kisoa na ondry vonoina hohanina. Ahitsio
2 a: Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin'ity trano it? na dia maloto aza ny ivelany. - t.i.f.: Anaty. - F,-p,: Atim-bary: enti-milaza ny vary voatoto madio tsara. / Atin'andriana: ny taranak'andriana mahazo manjaka. ( Atin-damba: ny latin' ny lamba manolotra ny tena rehefa tafina; ny iforetan'ny sisiny. / Atin-kavana: ny havana akaiky. / Atin-kazo: ny fo sy votoatin'ny hazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel