Dikan'ny teny : avadika

Hampiditra dikany vaovao
1 (vadika) mt. at. (avadiho): Atao miamboho: A-vadiho ny lalimoara. 1 Atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny ny zipony ka nihomehy daholo ny olona ? Aseho ny lafiny mbola tsy niseho: Avadiho amin'izay ny takelaka. 1 Iodinana: Nauadiky ny sakaizany izy. ? Afindra ho amin'ny fasan-drazana na fonosin-dambamena: Amin' ny herintaona no havadika i Dadatoa Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel