Dikan'ny teny : avahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (avaka) mt. ih. (avaho): Sarahina: Avaho ny ondry sy ny osy. ? Atokana: Tokony havahana aloha ny voa hafafy Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel