Dikan'ny teny : avaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa. i t.if.: Avahana, voavaka ) manavaka, fanavaka, mpanavaka / anavahana, fanavahana 1 miavaka, fiavaka, mpiavaka 1 iavahana, fiavahana / mahavaka. Ahitsio
2 na Avany a: Iia kisoa ialan 'ny loha sy ny tongony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel