Dikan'ny teny : avala

Hampiditra dikany vaovao
1 (vola) mt, fit. (avalao): Entina mamala, mamefy. Ahitsio
2 (vela) mt. at, (avelao) na Ambela mt, at. (ambelào) (nefa it? farany it? dia indraindray ihany no ampiasaina): Ajanona: Nauelanareo aiza ny zanakareo mivady? Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy. 1 Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy, 1 Atsahatra: Auelao amin'izay ny ady heuitra tsy mitera-boka-tsoa. 1 Afoy: Avelako ho anao it? boky sarobidy it?. 1 0mena lalana: Ave-lao kely aho handeha. • A-mindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin'ity indray mandeha US'. ka mitandrema tsara amin'ny sisa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel