Dikan'ny teny : avalana

Hampiditra dikany vaovao
1 (valana) mt. at. (avalano): Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin'ny olo-meloka sasantsasany. 1 Entin' (ny rano): Navalan'ny rano ny fatin'ilay akoho matin' ny barika. ? Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanĂ na ny lambo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel