Dikan'ny teny : avaly

Hampiditra dikany vaovao
1 (valy) mt. at. (avalio): Teny entina mamaly: Tsy manan-kavaly ianao satria tratra ambody omby. ~ Asetry: Inona no havaliko izao soa ataonao ahy izao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel