Dikan'ny teny : avana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Antsibenandriamanitra a: Zava-miseho indraindray eny amin'ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin'ny lanin'ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana. - t.i.f: Mavana, mavamavana. Ahitsio
2 (ava) mt. ih. (avao): Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminY: E fa tokony havana ity tanimbary it? fa be loatra ireo ahidratsy. Ahitsio
3 (vona) mt. at. (avonao): Asiana vĂ´na: Avonao isaky ny iray matera io tady io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel