Dikan'ny teny : avaratra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Iray amin'ny vazan-tany efatra, an-kavian'ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin'ny atsimo. 1 H.o.: Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin'izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: Tany avo avaratra: Olona mpanankarena, mpanefohefo. / Avara-pfanarana: Ireo nahita fianarana ambony. 1 t.Lf.: Anavaratinaf mianavaratra, fianavaratra, mpianavaratra f ianavaratana, fianavaratana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel