Dikan'ny teny : avelo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian'ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a +velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel