Dikan'ny teny : avenina

Hampiditra dikany vaovao
1 (avina) mt. ih. (aveno): Enti-milaza olona aleha ka anontaniana; vangiana: Naveniny aho momba ilay a-sa tadiaviny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel