Dikan'ny teny : averina

Hampiditra dikany vaovao
1 (verina) mt. at. (averèno): Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia • Lazaina indray: Avare-no izay lazaiko. 1 Atao fanindroany: Naverina indray ny fanadinana fa nisy nahita mialoha ny zavatra hanadinana. 1 Asaina miverina: Naverina ilay iraka. 1 Aterina: Tsy mbola nauerin'ilay karilahy iny ihany ny bokiko nindraminy. 1 Ampodfna: Naueriny ho amin'ny ialan' ny fahamarinana ilay zanany nania Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel