Dikan'ny teny : avezivezy

Hampiditra dikany vaovao
1 (vezivezy) mt. at. (avezivezeo): Entina mandeha etsy sy eroa; atotototo: Avezivezin'ny alon-drano ny tapak'ahitra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel