Dikan'ny teny : aviavy

Hampiditra dikany vaovao
1 (t.v.r.) p. t.: Tonga amin-katezerana, tezitra fenofeno er"y. Ahitsio
2 a: Karazan-kazo lehibe iray tarika amin'ny amontana, fahita amin'ny vohitra noi.enan'ny andriana fahizay na ny tompomenakely; mangidy fa mamy faxa ny tsiron' ny aviavy. Azo ampiasaina ho fanafody fampandrehofana koa ny voan'ny aviavy (Fichus trichopoda). —( Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel