Dikan'ny teny : avily

Hampiditra dikany vaovao
1 (vily) mt. at. (aviüo): A-todika: Auilio miankavanana ny lohan'ny lakana sao dia midona amin'ny uato. / h. o.: Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony. 1 Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy. 1 Atolaka: Hauilin'Andriamanitra anie izany loza izany! 1 Afindra, ailika: Aza avilinao at? amiko ny ratsy nataonao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel