Dikan'ny teny : avoaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (uoaka) mt. at. (avoahy): Roahina: Avoàhy any io alika io. 1 Asaina hiala ny trano: Nauoaka ny mpiasa fa hasiana D.D.T. ao an-trano. 1 Esorina avy ao anaty: Nauoaka daholo ny zavatra rehetra tao anaty vatany. • Lazaina: Nanohina ny fon'ny olona ny teny navoakan'ny vavany. 1 Lazaina am-pahibemaso: Misy didy vao navoakan'ny fanjakano vao haingana momba ny halatra omby. / Aposaka: Aooahy tsara eto anoloan'ny fitsarana izay zavatra fantatrareo. 1 Aseho voalohany ho hitan' ny olona: It? no boky faharoapolo navoakako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel