Dikan'ny teny : avohitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (vohitra) mt. at. (avohiro): Abontsina. 1 h.o.: Atao mivohitra, misongadina (azo lazaina ho teny nampiasaina vao haingana amin' io hevitra io, fa ny mahazatra kokoa dia ny hoe asongadina, anterina). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel