Dikan'ny teny : avoko

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Voninkazo dia maniry eny an-tanety, mandadina, mavokely ny voniny ary ny vodiny sahala amin'ny vomanga fotsy, sady fihinana koa. Ny avoko dia sarin'olona tsotsotra na manetry te-na. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel