Dikan'ny teny : avokoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (avy hoa), p. nit,: Rehetra tsy an-kanavaka (Tsara homarihina fa mifandray mandrakariva amin'ny teny lazaina ny hoe avokoa: Nihinana paiso avokoa ny mpianatra (Ny mpianatra rehetra no nihinana); Nohanin'ny mpianatra avokoa ny paiso (ny paiso rehetra no nohaniny). ΒΆ M. h.: daholo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel