Dikan'ny teny : avona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Akalam-bay, votoatiny. Ahitsio
2 Avonavona a: Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton'ny avonavony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray. 1 Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avonavon'ny firinga mievotra 1 Anjonanjona: Tsy azoko le-farina ny avonauony. 1 Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin'avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko. i t.i.f.: Miavona, fiavona, mpiavona / iavonana, fiavonana. - F.-p.: An'ovona: am-piavonavonana. / Avom-po: fanaovana ny tena ho zavatra. / A-von-kevitra: hambo, fihamboana. / Auom-bava: fitenenana feno avona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel