Dikan'ny teny : avongady

Hampiditra dikany vaovao
1 (vongady) mt. at. (auongadio): Amidy mitambatra, miaraka: Moa ts.y navongadin'ilay mpivarotra daholo ny vary tao aminy ka ny kely vola tsy mba nahazo mihitsy! / Atao miharihary, mitokana er?, asongadina (filaza amin'ny zavatra lehibe, makadiry): Nauongadiny ter? an-tokotany ilay lao-na vato vao novidiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel