Dikan'ny teny : avotana

Hampiditra dikany vaovao
1 (avotra) mt ih. (avoty): Vonjena amin'ny fahavoazana, amin'ny mahaporitra: Nauotany tamin'ny fanandevozana ny firenena A-voty kely aho raha manambola ianao. 1 Enti-milaza zavatra efa namidy ka vidina vola indray fa tiana hiverina amin'ny tena: Navotako indray ilay tany namidiko tamin-dRabe. 1 Vidina, onerana: Havotanao lafo izany vavanao izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel