Dikan'ny teny : avoy

Hampiditra dikany vaovao
1 (voy) mt. fit. (avoizo): Entina mivoy, ampiasaina hampandeha ny lakana amin' ny fanosehana any aoriana ny rano, izay mampandroso ny lakana kosa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel