Dikan'ny teny : avy

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Rehetra ary tairairay: Nomeko paiso dimy avy ny mpianatra; izany hoe ny mpianatra rehetra dia nomeko paiso dimy tsirairay; matetika no ialohan'ny teny hoe "samy" ny matoanteny: Samy nandray ariary zato avy izahay tala lahy. Ahitsio
2 p. mt.: Koa: Izany avy ka mahatezitra anao. Ahitsio
3 ft.: niavian'ny - t.i.f.: Manavy, fanaviana. Ahitsio
4 mt. p.: Manatona, mandroso ho eo amin'ny tena, tamy: MitondrĂ  elo fa sao avy ny orana. - t.i.f.: Miavy, fiavy, mpiavy 1 iaviana, fiavianal aviavy. ? F.-p.: Avy aina: matanjaka. / Auy ho azy: tonga tsy noterena fa noho ny sitra-pony ihany. / Tsy avy miaina: sempotra. f Auy tsy nasaina nasesiky ny razana: enti-milaza olona tonga tampoka ary sendrasendra eo am-piandohan'ny sakafo ka lazaina fa voatery mandray anjara amin'izany sakafo izany sa-tria toa ny razana mihitsy no naniraka azy. Ahitsio
5 any, Avy amy p. mt.: Teny enti-milaza fiaviana ka avy any no ampiasaina raha toerana no tondroina: Auy any Mahajanga izahay izoo, ary avy amy kosa raha zavatra no tondroina: Avy amin'ny voaloboka ny divay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel