Dikan'ny teny : azera

Hampiditra dikany vaovao
1 (ka mietry na miletsy, na mihetsaka eo an-toerana eo no fianjerany): Nakoan' ny ranonorana ny tambohonay. • Adaboka: Nakoan-d-Rakoto ny tranony fa kely loatra, hono. Ahitsio
2 (zera) mt, at. (azerao): Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivaua fa natahorana sao handratra ny mpandalo. 1 Avarina: A-zerao any an-kady any ny fa-tin 'io saka io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel