Dikan'ny teny : azo

Hampiditra dikany vaovao
1 mt. Lasa tompon-javatra: Azoko ilay loka lehibe. 1 Tratra, voasambotra: Azon'ny saka ny uoalauo. ~ Voan'ny...: Azon'ny tazo tany an-tsiraka tany izy. ~ Takatry ny saina: Sarotra loatra izany teny izany ka tsy azoko. 1 Voaray: Azoko anikeheo ilay taratasy nalefanao afakomaly. ? Ananana fahafahana manao: Tsy azo idirana ato; raha misy ny teny atao ao aorianany dia ma-nana izany hevitra izany koa izy: Tsy azo otao ny miditra ato. ~ t.f.f.: Mahazo, fahazo, mpahazo ) ahazoana na azahoana, fahazoana, na fazahoana ( mihazo, fihazo, mpihazo ) ihazoana, fihazoana. • F,-p,: Azon-keuitra: metY hisy hevitra hamoniena azy: Tsy azon-kevitra intsony iiay sambo, / Azom-panafana: mety ho sitran'ny fanafody: Tsy azom-panafana iiay aretina nahauoa azy ka hany nataon'ny dokotera ny nanalefaka ny fangirifiriany. / A-zon-tolak'olona: nasian'ny sasany tamin'ny herin'ny mosavy. / Azon'ny sasany: nasian'ny sasany fanafody. / Azo olan-tanna: tratra eo am-panaovan-dratsy. ¶ M. h.: Azo ambody omby, tratehaka, azo an-tanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel