Dikan'ny teny : azoazo

Hampiditra dikany vaovao
1 (t.u.r.) mt, Tiana araka ny fankasitrahan'ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin'ireto satroka ireto? Itsy uolombatolalaka no azoazoko. ? Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanauianao? Efa azoazo fa misaotra. - Azoazon'ny uauony: tiana na mahafalifaly kokoa. Ahitsio
2 (Fit.-p.) a.: Ranon'afero. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel