Dikan'ny teny : azy

Hampiditra dikany vaovao
1 s. o.: Misolo olona entimanolo ny izy raha atao teny fameno: Tia azy aoka izany ny reniny; na raha atao milaza tompon-javatra: Tonga hamangy an-dRakoto a-ho: Azy ve it? trano amoron-dalana it?? 1 Ny azy: Mpisolo anarana enti-milaza zavatra ananan'ilay olona tenenina: Ento, hono, ny satrok'i Berna. Misy satroka maro ireo ka tsy fantatro ny azy? - F.-p.: Azy ho azy: raharahany, izy no tompon'andraikitra: Voasambotra, hono, Robe fa namiliuily uolampanjakana. Azy ho azy ny azy; aoka hanefa fa nanao ratsy. / Mandeha ho azy: mandeha irery amin'izao, tsy taritina na atosika. f Misy azy: aoka fotsiny (ny hafaliany na ny alahelony na ny hatairany): Misy azy reniny mandre izao fahombiazany tsy roaaman-tany izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel