Dikan'ny teny : b

Hampiditra dikany vaovao
1 Tarehintsoratra faharoa ary renisoratra voalohany amin' ny abidy malagasy, mitonona hoe bi na be. ? Fiovan'ny u amin'ny fanakambanan-teny (tongotra vakivaky = tongo-bakivaky) na amin'ny fanovonana man, izay tonga mam (man-voly = mambo-1Y)Ba a.: Mamikely, oroka, ifanaovan'ny mpisakaiza, indrindra ny mpihavana, ho mari-pitiavana: Mifanao ba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel