Dikan'ny teny : ba

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. banc) a.: Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana. ¶ M. h,: Dabilio. Ahitsio
2 a.: Ny fingadonan'ny andalan-tononkalo, izay avy amin'ny toeran'ny tsindrimpeo amin'ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (oh. Làpa) ary ny ba mitsaika (oh. Tdratra), ~ Fomba fandrefesana ny feo amin'ny mozika: Ba efatra izany mozika izany. a Miuely ba: manamarika ny ban-kira amin'ny tehina kely izay entina hanoritana tsipika roa na telo na efatra. / Maka ba: manao fiomanana (avy amin'ilay fomban'ny mpitarika hira izay mively ba araka ny ban-kira roa na telo na efatra, indray mandeha alohan'ny hanombohana hira). Ahitsio
3 (Ski) a: Karazan'oviala misy vodiny boribory sahala amin'ny tavolo. Ahitsio
4 (fr, bas) a.: Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin'ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Ma-nana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny uadin-dRabe. Akanjo ba sy ba kiraro Ahitsio
5 (fr, bas) a: Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro. é t.i.f.: Miba, fiba, mpiba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel