Dikan'ny teny : babababa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Antsoantso milaza fahavoazana, faharariana: Mankarenin-tsofina ny babababan'Isambilo nokapohindra in y. 1 Fitarainana, menomenona. - t.i.f.: Mibabababa, fibabababa, mpibabababa / ibabababana, fibabababana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel