Dikan'ny teny : babakoto

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana gidro fohy rambo, iray tarika amin'ny amboanala. ? h.i: sady fanaratsiana, enti-milaza olona tsy misy saina, donendrina: Mangina ilay baba-koto Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel